plt_tn/rut/02/23.md

8 lines
226 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nitoetra akaiky izy
Rota dia niasa tany amin'ny sahan'i Boaza niaraka tamin'ireo mpiasany ny andro, mba hiarovana azy.
# Niara-nonina tamin'ny rafozam-baviny izy
Nankany an-tranon'i Naomy i Rota mba hatory amin'ny alina.