plt_tn/rev/21/18.md

21 lines
812 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Vita tamin'ny jaspy ilay rindrina ary tamin'ny volamena tsy misy fangarony
Afaka atao hoe: "Nisy olona iray nanorina ny rindrina tamin'ny jaspy ary ny tanàna tamin'ny volamena tsy misy fangarony"
# volamena tsy misy fangarony, tahaka ny fitaratra madio
Ny volamena tena madio dia resahina toy ny hoe fitaratra.
# Ny fototr'ilay rindrina dia voaravaka
Afaka atao hoe: "Nisy olona iray nandravaka ny fototr'ilay rindrina"
# jaspy ... safira ... kalkedona
Ireo dia vato sarobidy. Ny jaspa dia madio tahaka ny fitaratra na kristaly, ary ny karneola dia mety ho mena. Ny Emeraoda dia
maitso. Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 4:1.
# safira ... kalkedona ... sardoniksa ... karneola ... krysolita ... beryla ... topaza ... krysopraso ... jacinta ... ametysta.
Ireo rehetra ireo dia vatosoa sarobidy.