plt_tn/psa/127/001.md

16 lines
718 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# Fihirana sy fiakarana
Ireo mety ho heviny dia 1) "Hira izay nohirain'ny vahoaka raha niakatra nankany Jerosalema ho amin'ny fankalazana' na 2) "Hira nohirain'ny vahoaka raha niakatra tamin'ny kitohatohatra tany an-tempoly" na 3) "Hira izay tahaka ny dia ny teniny."
# ny mifoha maraina, sy hody tara any an-trano
Ny olona iray miasa mafy matetika dia mifoha vao maraina foana ary taraiky fiverenana amin'ny alina.
# hihinana ny mofon'ny asa mafy
Ity dia fomba fiteny. Ny mofo matetika dia maneho ny hanina ilain'ny olona amin'ny andavan'andro mba hivelomana. DH: "miasa mafy ho an'ny filàna andavan'andro"