plt_tn/psa/119/169.md

12 lines
527 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# TAV
Ity no anaran'ny litera faharoa amby roapolo amin'ny alfabeta Hebreo. Amin'ny fiteny Hebreo, ny andalana tsirairay amin'ny andininy 169-176 dia manomboka amin'ity litera ity.
# omeo fahazavan-tsaina ao amin'ny teninao aho
Ny mpanao salamo miteny ny fahafahana manakatra toy ny hoe zavatra mafy. DH: "ampio aho hahatakatra ny teninao"
# Ho tonga eo aminao anie ny fangatahako
Ny mpanao salamo miteny ny teny ventesiny anaty vavaka toy ny hoe olona izay te hiteny amin'ny mpanjaka. DH: "Ianao anie handre ny fivavako"