plt_tn/psa/119/127.md

8 lines
439 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# harahako tsara ny fampianaranao rehetra
Ny olona izay mankatò an-tsakany sy an-davany ireo fampianaran'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ny fampianaran'Andriamanitra no nitarika olona ka dia manaradia izay olona izany. DH: "mankatò an-tsakany sy an-davany ireo fampianaranao aho"
# ny lalam-pitaka rehetra
Ny olona manao izay ratsy dia lazaina toy ny hoe mandeha amin'ny lalan-diso. DH: "ny fomba ratsy rehetra hiainan'ny olona"