plt_tn/psa/119/059.md

8 lines
408 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# nampivily ny tongotro
Eto ny "tongotra" dia maneho ny tenan'ilay olona manontolo. Ny mibebaka sy mifidy ny hankatò ny lalàn'Andriamanitra dia tahaka ny mampivily tongotra amin'ny lalana mba hankany amin'ny lalana hafa. DH: "nanova ny lalako"
# Maika aho sady tsy mitaredretra
Ny mpanoratra maneho hevitra mihiba sy mihabo mitovy mba hanamafisana ny fahamehana amin'izay hankatoavany ny didin'i Yaveh.