plt_tn/psa/118/029.md

12 lines
418 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Oh
Io dia filaza manaitra izay tokony adika amin'izay fanairana fanamafisana anananao amin'ny fiteninao mba hahatonga ny feon'izany ho natoraly.
# misaora an'i Yaveh; fa tsara Izy
"misaora an'i Yaveh noho ireo zava-tsoa ataony." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 118:1.
# maharitra mandrakizay ny famindram-pony
"tia antsika amim-pahatokiana mandrakizay Izy." Jereo izay nandikanao izany ao amin'ny 118:1.