plt_tn/psa/108/001.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
# salamo nataon'i Davida
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida no nanoratra ny salamo na 2) ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
# Tafatoetra ny foko, Andriamanitra o
Eto Davida dia manondro ny tenany ihany amin'ny fony. Ary koa, ny teny "tafatoetra" dia midika hoe mitoky tanteraka. DH: "Tafatoetra aminao ny foko, Andriamanitra o" na "Mitoky tanteraka aminao aho, Andriamanitra o"
# hihira fiderana amin'ny foko ravoravo ihany koa aho
Eto Davida dia manondro ny tenany ho manana haja amin'ny fiderana an'Andriamanitra. DH: "Mitsodrano ahy amin'ny famelana ahy hihira fiderana ho Anao Ianao"
# Mifohaza, ry valiha sy lokanga
Eto Davida dia mamaritra ny fitendrena ny zava-manenony ho mampifoha azy ireo amin'ny fatoriana. DH: "Hidera Anao amin'ny fitendrena valiha sy lokanga aho"
# hifoha vao maraina aho
Eto Davida dia mamaritra ny mangiran-dratsy mifoha tahaka ny olona mifoha amin'ny maraina. DH: "Hidera Anao aho rehefa tonga ny mangoran-dratsy"
# vao maraina
Rehefa miposaka ny masoandro