plt_tn/psa/105/014.md

12 lines
407 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampifandraisana ny fotokevitra:
Ny mpanao salamo manoratra momba an'Israely.
# noho ny amin'izy ireo
"ho an'ny tenan'izy ireo." Izany dia manondro an'Israely.
# Aza mikasika ireo olom-boahosotro
Eto nyb "mikasika" dia midika manisy ratsy, izay fanitarana nampiasain'i Yaveh hanamafisana ny fampitandremany tsy hanaovan-dratsy amin'ny vahoakany. DH: "Aza manisy ratsy amin'ny vahoaka efa voahosotro"