forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
829 B
Markdown
20 lines
829 B
Markdown
|
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
|
||
|
|
||
|
Ny fifanindrinan-dalana dia iraisana amin'ny hay kanto Hebreo.
|
||
|
|
||
|
# Salamo nataon'i Davida
|
||
|
|
||
|
Ireo mety ho heviny dia 1) Davida no nanoratra ny salamo na 2) ny salamo dia momba an'i Davida na 3) ny salamo dia amin'ny fomban'ny salamon'i Davida.
|
||
|
|
||
|
# Hidera an'i Yaveh amin'ny fiainako rehetra aho, sy izay rehetra ato anatiko, hidera ny anarany masina aho
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra mitovy amin'ny ankapobeny ary manamafy ny haben'ny fiderany an'i Yaveh. DH: "Hidera an'i Yaveh amin'izay rehetra ato anatiko"
|
||
|
|
||
|
# hidera ny anarany masina
|
||
|
|
||
|
Izany dia manondro fiderana ny anaran'i Yaveh ho Yaveh.
|
||
|
|
||
|
# izay rehetra ato anatiko
|
||
|
|
||
|
"ny amiko rehetra" na "Izaho manontolo." Davida mampiasa ity andianteny ity mba hanondroana ny tenany ary hanamafisana ny fanoloran-tenany ho an'i Yaveh.
|