plt_tn/psa/098/003.md

20 lines
478 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny vazan-tany rehetra ... tany rehetra
Ireo dia sarinteny ho an'ny vahoakan'ny tany. DH: "olona manerana ny tany rehetra ... olona rehetra ambonin'ny tany"
# hahita ny fandresen'Andriamanitsika
Ny anarana "fandresena" dia azo adika ho "mandresy." DH: "hahita ny Andriamanitsika mandresy ireo fahavalony"
# Velomy ny hira
"atombohy tampoka ny hiram-pifaliana"
# mihirà fifaliana
"mihirà satria faly ianareo"
# mihirà fiderana
"mihirà fiderana ho an'Andriamanitra"