plt_tn/psa/091/012.md

20 lines
878 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Hanandratra anao izy ireo
"Ny anjelin'i Yaveh hanandratra anao"
# tsy ho voan'ny vato ny tongotrao
Tsy ny tongotry ny mpamaky ihany no arovan'ireo anjely fa ny vatany manontolo mihitsy. DH: "tsy mba ho voan'ny vato akory na ny tongotrao aza" na "tsy hisy zava-dratsy hitranga aminao"
# Hanorotoro ireo liona ianao sy ireo menarana ambany tongotrao; hanitsakitsaka ireo liona tanora sy bibilava ianao
Izay "ho voan'ny vato ny tongotrao" dia olona madinika, ny liona sy ny bibilava dia ohatra amin'ny loza lehibe. Ny mpanao salamo miteny ny liona sy ny bibilava toy ny hoe kely kokoa raha hotorotoroina ao ambany tongotr'olona. DH: "Ho afaka mamono ny liona sy ny menarana ianao ka toy ny biby madinika azonao hitsakitsahana ambany tongotra ireny"
# menarana
Karazana bibilava misy poizina.
# hanitsakitsaka
manorotoro amin'ny alalan'ny fanitsakitsahana mafy dia mafy.