forked from WA-Catalog/plt_tn
20 lines
853 B
Markdown
20 lines
853 B
Markdown
|
# Fafanao tahaka ny amin'ny riaka izy ireo ka dia natory
|
||
|
|
||
|
Andriamanitra mahafaty tampoka ny olona dia lazaina toy ny hoe namafa azy ireo tamin'ny kofafa. Izany famafana izany koa dia lazaina toy ny hoe riaka izay nitondra ny olona lavitra. DH: "TOmpo o, Ianao mandringana ny olona tahaka ny amin'ny riaka ka maty izy ireo"
|
||
|
|
||
|
# natory
|
||
|
|
||
|
Ity no fomba tsara ilazana ny olona andalam-pahafatesana.
|
||
|
|
||
|
# amin'ny maraina dia toy ny ahitra mitsiry izy ireo ... amin'ny hariva dia malazo izany ary maina
|
||
|
|
||
|
Ny vahoaka dia ampitahaina amin'ny ahitra mba hanamafisana fa tsy miaina fotoana elabe ny olombelona.
|
||
|
|
||
|
# mamony izany ka maniry
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dai manondro ny fomba hitomboan'ny ahitra. DH: "manomboka mitsiry izany ka mitombo"
|
||
|
|
||
|
# malazo izany ka maina
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia manondro ny fomba hafatesan'ny ahitra. DH: "malazo izany ka maina"
|