plt_tn/psa/089/013.md

16 lines
665 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Manana sandry mahery sy tanana mafy Ianao, ary avo ny tananao ankavanana
Ny teny "sandry mahery," "tanana mafy" ary "tanana ankavanana" dia maneho ny herin'Andriamanitra avokoa.
# avo ny tananao ankavanana
Ny manangana ny tanana ankavanana amin'ny ambony dia manondro fahefana.
# Fahamarinana syAndriamanitra fahitsiana no fanambanin'ny seza fiandriananao
Andriamanitra manapaka amin'ny maha mpanjaka sy manao izay marina sy hitsiny dia lazaina toy ny hoe tranobe ny seza fiandrianan'Andriamanitra, ary ny fahamarinana sy fahitsiana no fanambaniny.
# ny seza fiandriananao
Ny seza fiandrianana dia maneho ny fanapahan'Andriamanitra amin'ny maha mpanjaka.