plt_tn/psa/087/007.md

4 lines
168 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ao aminao ny loharanoko rehetra
Jerosalema izay toerana handraisan'ireo vahoaka fitahiana dia lazaina toy ny hoe Jerosalema no loharano mamatsy rano ho an'ny olona.