plt_tn/psa/069/007.md

36 lines
1.6 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Noho ny aminao
"Ho anao"
# no nitondrako latsa
Ny latsan'ireo fahavalon'ny mpanoratra dia lazaina toy ny hoe enta-mavesatra izay tsy maintsy nozakainy. DH: "niharitra ny latsan'ireo fahavaloko aho"
# henatra no manarona ny tavako
Ny mpanoratra miteny ny henatra tsapany toy ny hoe adalana eo amin'ny tavany izay azon'ny rehetra jerena mazava tsara. DH: "menatra tanteraka aho"
# Niova ho olona hafa aho amin'ireo rahalahiko
Ny mpanoratra miteny ny tenany toy ny hoe tsy isan'ny ao anaty fianakaviany izy. DH: "Tsy mahalala na manaiky ahy izany intsony ireo rahalahiko"
# olona hafa aho amin'ireo rahalahiko ... vahiny ho an'ireo zanaky ny reniko
Ireo andianteny roa ireo midika zavatra mitovy. Averimberina izany mba hanamafisana ny fisarahany amin'ny fianakaviany.
# vahiny ho an'ireo zanaky ny reniko
Ny "niova" dia efa azo eto. Ny mpanoratra miteny ny tenany toy ny hoe tsy isan'ny ao anaty fianakaviany intsony. DH: "tsy mahalala na matoky ahy izany intsony ireo rahalahiko"
# ny fahazotoan'ny tranonao no nandrapaka ahy
Ny mpanoratra miteny ny fahazotoany amin'ny tempolin'Andriamanitra toy ny hoe bibidia izay mandevona ny mpanoratra. DH: "ny fahazotoana ananako amin'ny tranonao no mandevona ahy"
# nandrapaka ahy
Ity fomba fiteny ity midika fa miantraika amin'ny fisainany sy ny asany rehetra ny fahazotoany ho an'ny tempoly. DH: "mibaiko tanteraka izay rehetra heveriko sy ataoko"
# ireo latsa ... efa nalatsakao tamiko
Ny mpanoratra miteny ny fandatsan'ireo fahavalon'Andriamanitra toy ny he vatolampy izay anipazan'izy ireo ny mpanoratra. DH: "ireo izay mandatsa dia natsipinao taty amiko ny latsany"