plt_tn/psa/063/009.md

16 lines
932 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hidina any amin'ny faritra farany ambany indrindran'ny tany
Izany dia midika fa ho faty izy ireo ary hankany amin'ny fitoeran'ny maty. Azo azavaina izany. DH: "ho faty ary hidina any amin'ny fitoeran'ny maty" (UDB) na "ho faty ary handeha hidina any amin'ny fitoeran'ny maty"
# hatolotra eo amin'ireo izay mampiasa ny sabatra eny an-tanany izy ireo
Eto ny hoe "ny sabatra" dia ilazana ny fahafatesana any amin'ny ady, ary ny hoe "ireo izay mampiasa ny sabatra" dia ilazana ireo fahavalo izay mamono azy ireo any amin'ny ady. Azo adika amin'ny fomba hafa izany. DH: "hahafaty azy ireo any amin'ny ady Andriamanitra"
# ho lasa sakafo ho an'ireo amboahaolo izy ireo
Eto ny hoe "izy ireo" dia manondro ireo vatan'ireo izay maty an'ady. DH: "hihinana ny ireo fatin'olona ny amboahaolo"
# amboahaolo
Ny "amboahaolo" dia karazana amboadia ranjanana. Ny fatim-biby, ny biby fihaza any an'ala, ary ny voankazo no fihinan'izy ireny.