plt_tn/psa/056/009.md

12 lines
592 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hiamboho
"hihemotra" na "hitodika sy handositra"
# hiady ho ahy Andriamanitra
Izany midika fa Andriamanitra miandany aminy. Andriamanitra eto dia miady amin'ireo fahavalon'ny mpanao salamo mba hiarovana azy. DH: "Andriamanitra miady ho ahy"
# Inona no azon'ny olona atao amiko?
Eto ny fanontaniana dia ampiasaina mba hanehoana fa tsy matahotra olona ny mpanao salamo, satria tsy afa-manao ratsy mahatsiravina aminy izy ireo. Ity fanontaniana fampisainana ity dia azo ambara ho fanambarana. DH: "Tsy afa-manao na inona na inona amiko ny olona!" na "tsy afaka hanao ratsy ahy ny olona!"