forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
651 B
Markdown
12 lines
651 B
Markdown
|
# Amorony fo madio aho
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fo" dia maneho ny fihetseham-po sy faniriana. Ny manolo-tena sy mankatoa tanteraka an'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe manana fo madio. DH: "Ampanolory tena aminao aho" na "Ataovy maniry hankatoa Anao mandrakariva aho"
|
||
|
|
||
|
# havaozy ho fanahy marina ny ato anatiko
|
||
|
|
||
|
Eto ny "fanahy" dia maneho ny toe-tsaina sy ny fanirian'i Davida. DH: "amarino ny toe-tsaiko" na "ataovy maniry hanao izay marina mandrakariva aho"
|
||
|
|
||
|
# Aza alavirina amin'ny fanatrehanao aho
|
||
|
|
||
|
"Aza manery ahy hanalavitra Anao." Ny lavin'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe terena hanalavitra Azy. DH: "Aza mandà ahy tsy ho iray amin'ireo olonao" (UDB)
|