plt_tn/psa/050/012.md

8 lines
409 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Raha noana Aho
Izany dia manoritsoritra zavatra izay tsy mitranga akory, satria Andriamanitra tsy mba noana izany.
# Moa hihinana ny nofon'ny ombilahy ve Aho na hisotro ny ràn'ny osy?
Andriamanitra mametraka izany fanontaniana fampisainana izany mba hanamafisana fa tsy manao ireo zavatra ireo Izy ary tsy mila izay soron'izy ireo. DH: "Tsy mihinana ny nofon'ny ombilahy Aho na hisotro ny ràn'ny osy."