plt_tn/psa/047/006.md

4 lines
361 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mihirà fiderana ho an'Andriamanitra, mihirà fiderana; mihirà ho an'ilay Mpanjakantsika, mihirà fiderana
Ny andianteny hoe "mihirà fiderana" dia averimberina ho fanamafisana. Azonao esorina ny fiverimberenana raha toa ka hafahafa amin'ny fiteninao. DH: "Mihirà, mihirà fiderana ho an'Andriamanitra; mihirà, mihirà fiderana ho an'ilay Mpanjakantsika"