plt_tn/psa/016/001.md

16 lines
589 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny nakapobeny:
Ny fitoviana dia iraisana amin'ny tonokalo Hebreo.
# Miktama nataon'i Davida
Ny dikan'ny teny hoe "miktama" dia tsy voafaritra mazava. Azonao ampiasaina ny teny "salamo" ho solony. Izany dia azo soratana toy izao: "Salamo nosoratan'i Davida."
# mialoka ao aminao
Ny mankany amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina fa mialoka ao aminy. DH: "mankany aminao hitady fiarovana"
# ireo olo-masina eto an-tany
Ny "olo-masina" eto dia manondro ireo olon'Andriamanitra manokana izay mitoky aminy. DH: "ireo olonao izay monina eto amin'ity tany ity."