forked from WA-Catalog/plt_tn
8 lines
542 B
Markdown
8 lines
542 B
Markdown
|
# Endrey, izany famonjena ny Israely izany dia ho avy any Ziona
|
||
|
|
||
|
Ny mpanoratra milaza fa maniry an'Andriamanitra ho tonga avy any Jerosalema izy ka hanavotra an'Israely. DH: "Raha mba tonga avy any Jerosalema Yaveh ary hanavotra ny olony!"
|
||
|
|
||
|
# dia ho ravo i Jakoba ary ho faly ny Israely rehetra
|
||
|
|
||
|
Ireo andianteny roa ireo dia midika zavatra iray ihany. Na "Jakoba" na "Israely" eto dia samy maneho ny vahoakan'Israely. Azo ampiarahina ao amin'ny fandikan-teny ireo andianteny roa ireo. DH: "dia hifaly indrindra ny vahoakan'Israely manontolo"
|