plt_tn/psa/009/007.md

16 lines
809 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mitoetra mandrakizay Yaveh
Ny "mitoetra" dia mety hoe maneho fipetrahana eo amin'ny seza fiandrianana toy ny mpanjaka. DH: "mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany mandrakizay Yaveh" na "manjaka mandrakizay Yaveh"
# efa nampitoetra ny seza fiandrianany ho amin'ny fahitsiana Izy
Ny andianteny hoe "ny seza fiandrianany" dia maneho ny fanapahan'Andriamanitra. Ireo mety ho heviny dia 1) "Manjaka Izy mba hitsarana ny olona" na "Manjaka ara-drariny amin'ny olona Izy"
# Hitsara ny tany amin'ny fahamarinana Izy ... hampihatra fitsarana ho an'ny firenena amin'ny rariny Izy
Ireo fehezanteny roa ireo dia milaza hevitra iray.
# Hitsara ny tany amin'ny fahamarinana Izy
Eto "ny tany" manondro ny olona rehetra eto amin'izao tontolo izao. DH: "Hitsara ny olon-drehetra eto an-tany amin'ny fahamarinany izy"