plt_tn/psa/009/003.md

8 lines
394 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mihemotra
"miverina" na "mandositra amin-tahotra"
# mipetraka eo amin'ny seza fiandriananao Ianao, ry mpitsara marina
Ny mpanjaka dia nanana fahefana hitsara ny olona, ary nipetraka eo amin'ny seza fiandrianany izy ireo rehefa mitsara. Davida miteny toy ny hoe mpanjaka eto an-tany Andriamanitra. DH: "mitsara toy ny mpanjaka izay mipetraka eo amin'ny seza fiandrianany Ianao, ary marina"