plt_tn/psa/005/011.md

20 lines
887 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# aoka hifaly izay rehetra mialoka Aminao
Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe Fialofana, toerana iray hahafahan'ny olona ho voaaro. DH: "Aoka izay rehetra mankany aminao hitady fiarovana hifaly"
# hifaly izay rehetra mialoka Aminao ... hihiaka am-pifaliana hatrany satria Ianao miaro azy ireo
Ireo andianteny roa ireo dia maneho hevitra mitovy.
# mialoka Aminao
Ny mankany amin'i Yaveh hitady fiarovana dia lazaina hoe mialoka ao aminy> DH: "mankany aminao hitady fiarovana"
# ireo izay tia ny anaranao
Ny anaran'Andriamanitra dia maneho Azy. DH: "Ireo izay tia Anao"
# fahitam-pitia no ataonao manodidina azy ireo toy ny ampinga lehibe
Ny fahitam-pitian'Andriamanitra dia lazaina toy ny hoe ampinga. DH: "Ianao hankasitraka azy ireny ka hiaro azy tahaka ny miaramila miaro ny tenany amin'ny ampinga" na "satria Ianao dia malemy fanahy amin'izy ireo, dia hiaro azy ireo Ianao"