plt_tn/psa/004/004.md

20 lines
675 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Mangovita amin-tahotra
Ny fifandraisana eo amin'ny "Mangovitra" sy "matahotra" sy izay tokony hatahoran'ny olona dia azo amabara mazava. DH: "Matahora tanteraka an'i Yaveh ka mangovita" na "Mijoroa am-pahatokiana an'i Yaveh"
# Mangovita
"Mangozohozoa"
# Saintsaino ao am-ponareo
Ny fo dia mampiseho ny fisainan'ny olona iray. Ny fisainana lalina dia lazaina toy ny hoe misaintsaina ao am-pon'ny olona. DH: "Saino lalina"
# Atolory ireo soron'ny fahamarinana
"Manolora ny sorona marina"
# apetraho amin'i Yaveh ny fahatokianao
Ny fahatokiana dia lzaiana toy ny hoe zavatra izay azo apetraka amina toerana iray. DH: "matokia ao amin'i Yaveh" na "matokia an'i Yaveh"