plt_tn/pro/28/23.md

28 lines
878 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Na iza na iza mananatra olona, dia hahita sitraka bebe kokoa avy aminy noho ny avy amin'ny ilay iray izay mandoka azy amin'ny lelany
Ny anarana hoe "sitraka" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "hankasitrahan'ny olona noho ny fankasitrahany izy mandoka azy amin'ny lelany ny olona mananatra azy"
# Na iza na iza mananatra
"Raha misy olona mananatra"
# mandoka azy amin'ny lelany
Ny lela dia ilazana ny firesahana. DH: "mandoka azy amin'ny teniny"
# mandoka
midera olona amin'ny fomba izay tsy marina, na midera olona momba ny zavatra izay tsy marina
# Na iza na iza mandroba
"Izay mandroba"
# ary miteny hoe: "Tsy fahotana izany,"
Azo atao amin'ny endrika tsy mivantana io. DH: "ary milaza fa tsy fahotana izany,"
# naman'ilay
Ny mety hoe heviny dia fomba fiteny izay midika fananana toetra mitovy amin'ny zavatra iray io. DH: "karazan'olona tahaka ny"