plt_tn/pro/28/21.md

20 lines
680 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ho an'ny sombi-mofo no hanaovan'ny olona ny tsy mety
Ny tsolotra kely dia atao endrika filaza-masaka hoe sombi-mofo kely fotsiny. DH: "hanota nohon'ny tombony kely dia kely ny olona iray"
# hanaovan'ny olona ny tsy mety
"hanota"
# Ny olona kahihitra
"Ny olona tia tena." Olona izay tsy tia mizara ny fananany na mandany vola.
# manenjika harena faingana
Ny olona kahihitra dia resahina toy ny hoe manenjika harena. DH: "matin-karena"
# ny fahantrana no ho tonga eo aminy
Ny vokatry ny fahidiana dia resahina toy ny hoe mahavoa ilay olona kahihitra ny fahantrana. Ny anarana hoe "fahantrana" dia azo adika amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "ho tonga mahantra tampoka"