plt_tn/pro/27/15.md

24 lines
729 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# mpifanditra
Mahatonga ny olona ho tezitra amin'ny tsirairay izany na mahatonga tsy fifankahazoana mafy eo amin'ny olona.
# ora-mikija
DH: "fikijan'ny orana tsy mitsahatra"
# andro fahavaratra
"andro manoran-dava"
# ny mihazona azy dia toy ny mihazona rivotra, na miezaka mamihina diloilo amin'ny tananao ankavanana
Ny fampahafantarana ambadik'izany dia sarotra na tsy misy ilàna azy tahaka fiezahana hamihina rivotra na hitanty menaka amin'ny tanana ny fiezahana hihazona azy.
# ny mihazona azy
"misakana azy" na "mifehy azy." Ny fampahafantarana ambadik'izany dia ny fiezaraha hampitsahatra azy amin'ny fifandirana. DH: "misakana azy tsy hifanditra"
# mihazona rivotra
"misakana ny rivotra" na "mifehy ny rivotra"