plt_tn/pro/22/28.md

24 lines
591 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy ireo "ohabolana telopolo" ireto andininy ireto (22:20).
# fahizay
efa tena tranainy
# fefy vato
vato lehibe izay mampiseho hoe aiza no faran'ny tanin'ny olona iray ary aiza no manomboka ny an'ny iray hafa
# razanareo
razambenareo
# Mahita olona kinga amin'ny asany ve ianao?
Amin'ny tena izy dia didy io fanontaniana fampisainana io. DH: "Eritrereto ny olona iray izay havanana amin'ny asany"
# Hitsangana eo anoloan'ireo
manompo, tonga mpanompo. Tena hanambony azy tokoa ireo mpanjaka sy olona ambony hafa ka hampiasa ny fanampiany.