plt_tn/pro/16/09.md

24 lines
981 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ao am-pony no andrafetan'ny olona ny lalany
Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ny saina aman'eritreritra. Ny ataon'ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mandeha amin'ny lalana iray ilay olona. DH: "Mikasa izay ho ataony ao an-tsainy ny olona"
# Yaveh no mampizotra ny diany
Ny famaritan'i Yaveh ny vokatry ny fikasan'ny olona iray dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe Yaveh no milaza amin'izay olona izany izay aleha.
# Fanapahan-kevitra lalina no eo amin'ny molotry ny mpanjaka
Eto ny teny hoe "molotra" dia sarinteny ilazana izay lazain'ny mpanjaka. DH: "Fanapahan-kevitra lalina no lazain'ny mpanjaka"
# Fanapahan-kevitra lalina
Fanapahan-kevitra avy amin'Andriamanitra, didy avy amin'Andriamanitra
# ny vavany dia tsy mba hamadika ny rariny
Ny teny hoe "vava" dia maneho ilay mpanjaka mihitsy. DH: "rehefa manonona fitsarana izy, dia tsy miteny fitaka izy"
# ny vavany dia tsy mba hamadika ny rariny
Io dia azo adika hoe DH: "miteny am-pahamarinana izy"