forked from WA-Catalog/plt_tn
12 lines
979 B
Markdown
12 lines
979 B
Markdown
|
# y fon'ny marina dia misaintsaina mialohan'ny hamaliany
|
||
|
|
||
|
Eto ny teny hoe "fo" dia sarinteny ilazana ny saina aman'eritreritra. Maneho ilay olona izay mieritreritra io. DH: "Ny olona izay manao ny marina dia mieritreritra izay ho lazaina mialohan'ny hamaliany"
|
||
|
|
||
|
# ny vavan'ny ratsy fanahy kosa miboiboika ny ratsy ao aminy
|
||
|
|
||
|
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe fitoeran-javatra ny vavan'ny olona ratsy fanahy ary ny ratsy dia toy ny tsiranoka izay mameno azy ireo. Rehefa miteny ny ratsy fanahy, dia mamoaka ilay tsiranoka ny vavany. Ny teny hoe "vava" dia maneho ireo izay miteny. DH: "ny ratsy fanahy dia milaza zava-dratsy hatrany"
|
||
|
|
||
|
# ny vavan'ny ratsy fanahy kosa miboiboika ny ratsy ao aminy
|
||
|
|
||
|
Mety ho tsotra kokoa amin'ny fiteninao ny mandika iroe teny rehetra ireo na amin'ny fanondrona olon-tokana na olona maro. DH: "ny vavan'ny olona ratsy fanahy dia mamoaka izay ratsy rehetra ao aminy" na "ny vavan'ireo olona ratsy fanahy dia mamoaka izay ratsy rehetra ao amin'izy ireo"
|