plt_tn/pro/15/23.md

12 lines
572 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# valiny mahafa-po
"valinteny mifanaraka" na "valinteny mety"
# ndrey ny hatsaran'ny teny izay voalaza ara-potoana
Io teny io dia manindry fa ny teny voalaza ara-potoana dia tsara tokoa. DH: "ny teny izay lazain'ny olona ara-potoana dia tsara tokoa"
# Mitondra miakatra ... ny lalan'ny fiainana ... Fiainan-tsy hita any ambany
Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe lalana miakatra mankany amin'ny fiainana ny fomba fiainana izay miafara amin'ny fiainana ary ny fomba fiainana izay miafara amin'ny fahafatesana dia toy ny lalana izay mamarina any amin'ny fitoeran'ny maty.