plt_tn/pro/15/13.md

16 lines
766 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny fo ravoravo mahamirana ny tarehy
Eto ny teny "fo" dia maneho ilay olona. DH: "Rehefa ravoravo ny olona iray, dia miramirana ny tarehiny"
# manorotoro ny fanahy
Ny olona kivy dia resahin'ny mpanoratra toy ny hoe zavatra izay voatorotoro ny fanahin'izany olona izany. Jereo ny fomba nandikanao an'io ao amin'ny 15:3. DH: "manakivy olona"
# Ny fon'ny manan-tsaina
Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ny saina sy ny fihevitry ny olona. DH: "Ny fisainan'ny olona manan-tsaina" na "Ny olona manan-tsaina"
# ny vavan'ireo adala homana fahadalana ihany
Eto ny teny hoe "vava" dia maneho ilay olona. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe nihinana zavatra adaladala ny asala maniry zavatra kidaladala. DH: "ny olona adala maniry fahadalana toy ny hoe sakafo izay hohaniny"