plt_tn/pro/14/15.md

16 lines
320 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# bado
"tsy manan-traikefa" na "tsy matotra"
# ireo diany
Eto ny hevitry ny dian-tongotra dia maneho ny toetran'ny olona iray. DH: "ny asany"
# miala amin'ny ratsy
Eto ny ratsy dia resahina toy ny hoe toerana. DH: "miala amin'ny fanaovan-dratsy"
# mandà fampitandremana amin-toky
"tsy miraharaha amin-kasahiana"