plt_tn/pro/13/05.md

16 lines
760 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# marikoriko
mahatonga fahatsapana ho rikoriko mafy
# Ny fahamarinana dia miaro an'ireo
Ny "fahamarinana" dia maneho ny fomba fiainana eken'i Yaveh. Io toetra tsara io dia manao tahaka ny olona izay miaro. DH: "Ny lalam-piainana eken'i Yaveh dia miaro"
# tsy misy tsiny amin'ny lalany
Eto ny "lalana" dia maneho ny fomba hitondran'ny olona ny fiainany. DH: "ireo tsy misy tsiny eo amin'ny fomba fiainany" na "izay miaina fiainana mahitsy"
# ny faharatsiana mampivadika ireo izay manota
Eto ny "faharatsiana" dia maneho ny fitondrana fiainana ratsy. Io toetra tsara io dia manao toy ny hoe olona izay mamily ireo izay manota. DH: "ny faharatsiana mamily ny mpanota hiala amin'ny lalan'ny fahombiazana" na "ny faharatsiana mamotika ny fiainan'ny mpanota"