plt_tn/pro/02/18.md

20 lines
918 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ny tranony mitarika amin'ny fahafatesana
Ireo mety ho heviny dia 1) "ny fidirana ao an-tranony dia mitondra amin'ny fahafatesana" na 2) "ny lalana mankany an-tranony dia lalan'ny fahafatesana."
# ireo lalany hitondra anao
Ireo mety ho heviny 1) "ny lalana mankany an-tranony dia hitondra anao". Io dia maneho ny lalana izay mitondra any an-tranony, na 2) io dia sarinteny izay miresaka momba ny fomba fiainany tahaka ny hoe lalana andehanany. DH: "ny fomba fiainany dia hitondra anao"
# izay any am-pasana
Io dia entina ilazana ny fanahin'ny olona maty ary sarinteny ilazana ny toeran'ny maty. DH: "any am-pasana"
# miditra ao aminy
Mandeha ao an-tranony mba handry aminy no dikan'io, tahaka ny ataon'ny olona amin'ny mpivaro-tena.
# tsy hahita ny lalan'ny fiainana izy ireo
Ireo mety ho heviny dia 1) "tsy hiverina eo amin'ny tanin'ny velona izy ireo" na 2) "tsy hiaina fiainan-tsambatra intsony izy ireo"