plt_tn/pro/01/26.md

24 lines
798 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Manohy miresaka ny Fahendrena, amin'ny famaritana izay hanjo ireo izay tsy miraharaha azy.
# Hihomehy
Azo ambara miaraka amin'ny teny hoe "noho izany" io mba hampisehoana fa ilay fahendrena vavy dia mihomehy azy ireo satria tsy niraharaha azy. DH: "Noho izany dia hihomehy aho"
# ny lozanareo
"rehefa misy zava-dratsy manjo anareo"
# rehefa tonga ny horohoro
Ny anarana hoe "horohoro" dia azo ambara amin'ny endrika mpamari-toetra. DH: "rehefa mihorohoro ianareo"
# rehefa tonga tahaka ny tafiotra ny fandringanana mampatahotra ... tahaka ny tadio ... tonga aminareo
Ny zavatra mahatsiravina manjo ny olona dia ampitahaina amin'ny tafiotra mamely azy ireo ka mahatonga tahotra sy fahoriana.
# tadio
tafio-drivotra mahery izay mahatonga faharavana