plt_tn/php/02/17.md

8 lines
742 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fa na dia ahidina ho fanatitra eo amin'ny sorona sy fanompom-pinoana aza aho, dia mifaly aho, ary miara-mifaly aminareo rehetra aho
Paoly dia miresaka momba ny fahafatesany ho tahaka ny biby izay atao sorona ka nandrarahana divay na menaka oliva. Paoly dia manambara fa te-ho faty am-pifaliana ho an'i Filipiana raha izany no maha tonga azy ireo ankasitrahan'Andriamanitra kokoa. DH: "Fa, na dia tapa-kevitra ny hamono ahy ary ny Romana, izaho dia hifaly be raha ny fahafatesako no mahatonga ny finoanareo sy ny fankatoavanareo ankasitrahan'Andriamanitra kokoa"
# izany koa no hifalianareo, ary miara-mifaly amiko ianareo.
Izany fomba fiteny roa miaraka izany dia milaza hafaliana be. DH: "Izaho dia mila anareo faly be miaraka amiko"