plt_tn/num/33/11.md

8 lines
238 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitanisa ireo toerana izay nandehan'ireo Israelita taorian'ny nialan'izy ireo tany Egypta i Mosesy.
# izay tsy nahitana rano ho sotroin'ny vahoaka
DH: "izay tsy nahitan'ny olona rano ho sotroina"