plt_tn/num/33/05.md

12 lines
234 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitanisa ireo toerana izay nandehan'ireo Israelita taorian'ny nialan'izy ireo tany Egypta i Mosesy.
# Niainga tao
"niala tao"
# teny amoron'ny tany efitra
"teo amin'ny sisin'ny tany efitra"