plt_tn/num/33/03.md

20 lines
1.0 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Mitanisa ireo toerana izay nandehan'ireo Israelita taorian'ny nialan'izy ireo tany Egypta i Mosesy.
# nandritra ny volana voalohany, afaka ny andro fahadimy ambin'ny folon'ny volana voalohany
Eto ny hoe "voalohany" dia laharan'isa ary ny hoe "fahadimy ambin'ny folo" dia laharan'isa ho an'ny isa dimy ambin'ny folo. Io dia ny volana voalohany amin'ny tetiandro Hebreo. Ny andro fahafito dia akaikin'ny fiatombohan'ny Aprily amin'ireo tetiandro Tandrefana.
# nandeha malalaka, teo imason'ny Egyptiana rehetra ny vahoakan'Israely
"niala ary hitan'ireo Egyptiana tsara ny nandehanan'ireo Israelita"
# lahimatoan'izy rehetra
Io dia manondro ny zanaka lahimatoa. DH: "ny zanak'izy ireo lahimatoa"
# nampizaka famaizana ny andriamanitr'izy ireo
Ny fanaporofoin'i Yaveh fa mahery noho ireo andriamani-tsy izy izay notompoin'ireo Egyptiana Izy dia resahina toy ny hoe nanafay ireo andriamani-tsy izy ireo Yaveh. DH: "noporofoiny ihany koa fa lehibe noho ny andriamanitr'izy ireo Izy"