plt_tn/num/23/23.md

12 lines
488 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Tsy misy mosavy izay mihatra amin'i Jakoba...zara-vintana hanisy ratsy an'Israely
Ireo andalana roa ireo dia midika zavatra iray ihany, fa tsy misy mosavy izay afaka ataon'ny olona ka handaitra amin'ny firenen'Israely. Eto "Jakoba" dia sarinteny izay manondro ny Israely.
# aoka ho lazaina
"tsy maintsy lazain'ny olona"
# Jereo izay nataon'Andriamanitra!
Midika izany fa tsara izay nataon'Andriamanitra ho azy. DH: "Jereo ireo zava-tsoa izay efa nataon'Andriamanitra ho azy ireo!"