plt_tn/num/20/22.md

12 lines
607 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny vahoakan'Israely, ny fivondronana manontolo
Ny andianteny hoe "ny fivondronana manontolo" dia manindry fa ny olona rehetra izay anisan'ny "vahoakan'Israely" dia teo, tsy nisy ankanavaka.
# Tsy maintsy hangonina ho any amin'ny vahoakany i Arona
Io dia fomba malefaka hilazana fa tsy maintsy ho faty i Arona. Midika izany fa fotoana hahafatesan'i Arona izao ary ho an'ny fanahiny mba handeha any amin'ny toerana izay misy ireo razambeny. DH: "tsy maintsy ho faty i Arona"
# nikomy nanohitra ny teniko
Eto ny hoe "teny" dia manambara izay nolazain'Andriamanitra. DH: "nandà ny hanao izay nolazaiko"