plt_tn/num/14/41.md

24 lines
1.1 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Nahoana ianareo no mandika ny didin'i Yaveh ankehitriny?
Mametraka io fanontaniana io i Mosesy mba hibedesana ny vahoakan'Israely. Io fanontaniana fampisainana io dia afaka adika ho fanambarana. DH: "Tsy tokony nandika ny didin'i Yaveh intsony ianareo."
# tsy momba anareo...Yaveh
Ny fanampiana azy ireo dia resahina toy ny hoe fombana azy ireo. DH: "Tsy hanampy anareo i Yaveh"
# hanakana anareo tsy ho resin'ny fahavalonareo
DH: "mba hanakana ny fahavalonareo tsy handresy anareo" na "mba hanome fandresena ireo fahavalonareo anareo"
# ho fatin-tsabatra ianareo
Eto ny hoe "sabatra" dia manondro ny ady. DH: "ho faty an'ady ianareo" na "hamono anareo izy ireo rehefa miady amin'izy ireo ianareo"
# efa nihodina tamin'ny fanarahana an'i Yaveh ianareo
Ny fankatoavana an'i Yaveh dia resahina toy ny hoe fanarahana Azy, ary ny fitsaharana tsy hanao intsony dia resahina toy ny hoe fihodinana Aminy. DH: "nitsahatra tsy hankatoa an'i Yaveh ianareo" na "efa nanapa-kevitra ny tsy hankatoa an'i Yaveh ianareo"
# tsy homba anareo Izy
Ny fanampiana azy ireo dia resahina toy ny hoe fombana azy ireo. DH: "Tsy hanampy anareo i Yaveh"