plt_tn/num/07/63.md

12 lines
238 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# izay herintaona
"izay samy herintaona avy"
# Izany no soron'i Abidana zanak'i Gideony
"Izany no nomen'i Abidana zanak'i Gideony ho sorona"
# Abidana zanak'i Gideony
Adikao tahaka ny nataonao tao amin'ny 1:10 io anaran-dehilahy io.