plt_tn/neh/05/06.md

20 lines
1.3 KiB
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# aha nahare ny fitarainan'izy ireo
Ny teny hoe "fitarainana" dia azo avadika ho matoanteny. DH: "rehefa nandre azy ireo nitaraina mafy aho"
# Samy sarotiny amin'ny rahalahiny tsirairay avy ianareo
Ny Jiosy rehetra dia tokony mahafantatra fa mety eo anatrehan'ny lalàna ny maka tombony amin'ny Jiosy hafa. Azo hazavaina ny tena hevi-dehibe amin'io fanambarana io. DH: "Ny tsirairay avy aminareo dia maka tombony amin'ny rahalahiny ihany, ary tsy mety eo anatrehan'ny lalàna izany"
# nanao fiangonam-be hanohitra azy ireo aho
Midika izany fa nanangona vondron'olona maro be izy ary nitondra ireo fitoriana ireo hanoherana azy ireo. Azo hazavaina ny tena hevi-dehibe amin'io fanambarana io. DH: "Nanao fanangonana lehibe aho ary nentiko hanoherana azy ireo fitoriana ireo" na "nentiko ho tsaraina teo anoloan'ny fiangonana izy ireo"
# nefa ianareo aza nivarotra ny rahalahinareo sy ny anabavinareo mba hivarotana azy ireo aminay!
Midika izany fa namidin'izy ireo ho andevon'ireo Jiosy namany ny fianakavian'izy ireo. Azo hazavaina ny tena hevi-dehibe amin'io fanambarana io. DH: "Ankehitriny ianareo dia mivarotra ny vahoakanareo ho andevon'ireo Jiosy namanareo mba ho amidy aminareo ihany avy eo"
# izay namidy tamin'ny firenena
DH: "izay namidin'ny olona tamin'ireo firenena mba ho andevo"