plt_tn/neh/03/25.md

40 lines
982 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Palala ... Ozay ... Pedaia ... Parosy
Ireo dia anaran-dehilahy.
# Ozay dia nanamboatra ... Parosy no nanamboatra ... ireo mpanompon'ny tempoly ... nanamboatra faritra hafa
Ireo fehezanteny ireo dia miresaka ny fanamboarana ilay manda.
# teo anilany
"teo akaikiny"
# ny tilikambo izay mitohy miakatra
"ny tilikambo izay nampiakarina ny haavony"
# trano avon'ny mpanjaka
"lapa avo indrindra an'ny mpitarika tao Israely"
# ny tokotanin'ny mpiambina
Io no toerana fipetrahan'ireo mpiambina.
# Ofela
Io no anaran'ilay lapa.
# tandrifin'ny Vavahadin-dRano
"teo anoloan'ny Vavahadin-drano"
# tandrifin'ny tilikambo lehibe hatrany amin'ny mandan'i Ofela
"ny tilikambo lehibe ... ilay tilikambo lehibe." Ny fehezanteny "tandrifin'ny tilikambo lehibe" dia miresaka ilay tilikambo lehibe izay mihaavo noho ilay manda. Azo heverina fehezanteny ireo dia samy manondro tilikambo iray ihany.
# ny Tekoita
Ireo dia olona avy any Tekoa. Adikao toy ny nataonao tao amin'ny 3:3.