forked from WA-Catalog/plt_tn
9 lines
682 B
Markdown
9 lines
682 B
Markdown
|
# Hozaba
|
||
|
|
||
|
Azo antoka fa ity anarana ity dia anaran'ny mpanjakan'ny Asyria na anaran'ny sampin'ny Asyria. Ny andalan-teny dia midika fa hanendaka ireo akanjony ireo miaramila nanafika azy mba hanalam-baraka azy raha oharina amin'ny mpanjaka izany . Fa raha oharina amin'ny sampy, ny andian-teny dia midika ho ireo mpanafika hanendaka ny volamena sy volafotsy eo amin'ny sary.
|
||
|
|
||
|
# Mitoloko tahaka ny voromailala ny mpanompo vaviny
|
||
|
|
||
|
"Ireo mpanompo vavin'ny mpanjaka dia tahaka ireo voromailala izay mitoloka izy ireo" izay mampalahelo azy amin'ny fahaverezan'ny fahefana
|
||
|
"tahaka ny feon'ny voromailala izay mitoloko ireo mpanompo vavin'ny mpanjaka" malahelo ny fahaverezan'ny fahefany
|